Crazy (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
la la la la la la la,
la la la la la la la,
la la la la la la !
Ngom’azy aho!

Lasa aho, maika hijerijery hitsena anao
Fa hay fotoanantsika ny androany
ye yeh ; ieh,ie, yeh
Lasa aho, ianao any koa ve mba nahatsiarotsiaro
Tsy nahatombina otr’ahy, ho ouh hou hou

Tambitamby tsy ho lany na oviana no entiko hitsena azy,
Ngoma azy aho, fa ngoma azy aho
Fa ny fitiavako azy crazy, efa adala ny aminao
Miantsoantso anao baby, ty aho f’efa aiza ianao
Zaho nalahelo (la la la la la la la)
Zaho nalahelo (la la la la la la la)
Zaho nalahelo (la la la la la la la) ngoma azy aho!

Crazy, tena matimatininy aho tsy tafatombina isan’andro vaky izao
vaky , vaky, vaky vaky izao yeah!
Rahovina? Nofy nofiko iny tsy ho nofin-dririnina, ou hou
Tambitamby tsy ho lany na oviana no entiko hitsena azy,
Ngoma azy aho, fa ngoma azy aho
Fa ny fitiavako azy crazy, efa adala ny aminao
Miantsoantso anao baby, ty aho f’efa aiza ianao
Zaho nalahelo (la la la la la la la)
Zaho nalahelo (la la la la la la la)
Zaho nalahelo (la la la la la la la) ngoma azy aho

Tambitamby tsy ho lany na oviana no entiko hitsena azy,
Ngoma azy aho fa ngoma azy aho
Fa ny fitiavako azy crazy, efa adala ny aminao
Miantsoantso anao baby, ty aho f’efa aiza ianao
Zaho nalahelo (la la la la la la la)
Zaho nalahelo (la la la la la la la)
Zaho nalahelo (la la la la la la la) ngoma azy aho

Crazy f’efa adala ny aminao,
miantsoantso anao baby
ty aho f’efa aiza ianao
Zaho nalahelo (la la la la la la la)
Zaho nalahelo (la la la la la la la)
Zaho nalahelo (la la la la la la la) ngoma azy aho

Fitiavako azy, crazy f’efa adala ny aminao,
Miantsoantso anao baby, ty aho f’efa aiza ianao
Zaho nalahelo (la la la la la la la)
Zaho nalahelo (la la la la la la la)
Zaho nalahelo (la la la la la la la) ngoma azy aho
(la la la la la la la)
(la la la la la la la)
(la la la la la la la) ngoma azy aho !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Marion
Vangy : 4541
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/09/2014 10:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0728