Tena Mpandresy (MANAMPIARISON Nomeniavo Sycaïro)

Filazantsara no ambarako aminao
Maty Jesosy fa efa nitsangana
Ny fasana aza tsy nahatana azy
Ny fiainan-tsy hita tsy naharesy azy

réfrain:
Tena mpandresy ahtononkira.serasera.orgo
Zanaky ny mpandresy aho
Tsy maintsy mandresy (3 fois)

Mitrakà fa mpandresy ianao
Jesosy anie no hiady ho anao
Raha kivy ianao
Izy hamahery anao
Raha lavo ianao
Izy hanarina

réf

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MANAMPIARISON Nomeniavo Sycaïro
Mpamaky : 111
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ifsmtana2
Tamin'ny : 07/01/2019 09:40:53
ID : 11249

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo