MANDILATSY (MANAMPIARISON Nomeniavo Sycaïro)

Jesosy no mpiandry ahy
Tsy hanan-java mahaory aho.
Indro kaiako e!
Ndre ino ino raha atao.
Le sambatsy aho e
Magna azy ty amin'ny fiaignako aho.
Amin'ny fiaignako aho....
Ref :
Jesosy Mpiandry tsara .
Fiaignan-tika io rikahe.
Indro mikarakara,
Ty nofo ndre fagnahy.
Aminy Tsiky dia ampyao aby e!
Ze raha teagno.
Ke ataony e!
Mandilatsy io e.

Break..
Hahaha eeee,,olo be ndre tanora,,
Aia ajaja reo.eee!
Atsikà hijera an i Jesosy..

Aleloia × 2
Raho anak'ilay mahery
Jesosy mialy ho ahy
Vangoa tsy gomo
Vonoa tsy maty.eeee
Le akisaky,tsy mihisatsy
Tsy mihisatsy
               SYCAIRO

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MANAMPIARISON Nomeniavo Sycaïro
Mpamaky : 56
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ifsmtana2
Tamin'ny : 05/01/2019 09:47:19
ID : 11245

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo