You are here: home > Tononkira > Manafi

RAHA IANAO (Manafi)

1-Raha Ianao no momba ahy
Raha Ianao no momba ahy Jesosy o!
Tahotra, ny ahiahy tsy hahozongozona ilay finoako
Toky ho ahy ny teninao hoe aza matahotra
F'efa niantso ahy Ianao ka hiaro ahy izao

Ref:
(Fa toky) toky ho ahy Ianao Jesoa
(Ka) n'inona n'inona mihatra amiko
Tsy hampiverin-dalana, fitsTsiky dia ampyapana mahamay
(Eny fa) n'iza n'iza hanenjika
(Dia) tsy hamaly aho fa eo Ianao Jesoa
Eo Ianao hiady fa hangina ao Jesoa

2-Fantatro tokoa Jesoa
Fa tsy mora no miandry anay ety
Fahavalo marobe te hisintona anay tsy hanompo Anao
Nefa kosa hoy aho hoe iza no hatohitra
Raha Ianao no momba ahy
Ho mpandresy aho Jesoa

Ref......

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Manafi
Mpamaky : 161
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : havoberesaka
Tamin'ny : 06/06/2018 10:05:48
ID : 10651

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo