Manina Anao (Malm Martiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina anao izaho manangy
Manina anao izaho tomany
Manina anao izaho manangy
Manina zaho ka tomany

Manembona ilay fiarahana taloha
Fa ino ity nahavoa ahy
Laozako nilalao andry
Eto vao tsapako tokoa
Ay taminao no nisy ny soa
Niafina tsy hitany maso takiroa
Tena fahadisoan’ny mokondoha
Adalan fony ty marna o
Rahavako o! ooo

Fa dia naninona ianao
No nivadika indray aaa
Sady ity toetranao
Naninona no nihova ee
Malaelo anao aho
Nefa tsy hitady loza e
Tsy hanery anao
Hitia ah

Zay no nampety andry
Tsy nanenana no nitia
Tsara rehefa miaradia

Tsisy ratsy nifanaovana e
Zaho mbola tia anao liha
Naninona no nilaozana e
Nefa mbola nankafia aho e
Tena mbola nankafia aho e
Zaho ne ka tia aniah a
Hum3 ayayaa
Fa tena mila andry aho
Miverena ianao molia
Aza dia manao toy io an3
Fa marary e (rahavako o)

Fa dia naninona ianao
No nivadika indray aaa
Sady ity toetranao
Naninona no nihova ee
Malaelo anao aho
Nefa tsy hitady loza e
Tsy hanery anao
Hitia ah

Eee
Hitia ah
Molia ianao
Raha mety
Tsisy ratsy nifanaovana e
Zaho mbola tia anao liha
Naninona no nilaozana e
Nefa mbola nankafia aho e
Tena mbola nankafia aho e
Zaho ane ka tia aniah aho e
Hum3 ayayaah


Manembona ilay fiarahana taloha
Fa ino ity nahavoa ahy e
Laozako nilalao andry
Eto vao tsapako tokoa
Manina anao izaho manangy
Manina anao izaho tomany
Manina anao izaho manangy
Manina zaho ka tomany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Malm Martiora
Vangy : 6874
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : anisoaandrianina
Daty : 09/10/2017 12:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0724