15 taona (malagasy jazz label)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
15 taona tsara indry
dia efa tia nankafy
nisolosolo bandy ary nilalao fitia
tia nandihy, nandeha boite de nuit

mbola zazakely ianao
dia efa hita taratra sahady izao
izay mety ho avinao
raha izao sahady no atao
râga NY jangajanga taranjanao
nefa NY any ampianarana vangabao
tsy dia antenaiko raha NY hoavinao
raha tsy oe hivarotra fitia

16 taona sahady ianao
dia efa mitondra vohoka nefa tsy misy hay atao
tsy Sakaiza tsy boritra am-pelatanana
fa asa ho velomina amin'ino ity zanaka
i dada s'y mama efa reraka no Nantenaina
satria t'y zaza be lamody anefa kely Saina
tia mbola idola iaraka amin'ireo akama ikala adala
tia mbola ankafy s'y isotrosotro anararotra hatanorana


feony: Dave Brubeck
tonony: Mahasolo Andriamalala
jazz style
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : malagasy jazz label
Vangy : 1027
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : malagasyjazzlabel
Daty : 22/03/2018 19:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1791