You are here: home > Tononkira > Majeur 7

Sambatra (Majeur 7)

Isika roa no tafa-tambatra
Dia noho ilay fitiavana
Izaho tia anao
Ianao tia ahy
Izay ilay fo mifankatia
Tsiambaratelonao
Tazomiko mba ho ahy koa
Tsiky dia ampyIzay rehetra tianao
Ankafizinao
No mahafaly ahy koa

Fitiavana
Fitiavana ihany
No manambatra ho iray
Ny tianao no tiako hatrany
Eny na ho mandrakizay

Ooo samy sambatra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Majeur 7
Mpamaky : 2067
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 03/10/2002 14:19:44
ID : 1081

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo