You are here: home > Tononkira > Majeur 7

Ataovy serieux (Majeur 7)



Lehe roky magneky ahy
Ho soroatako ho ami ndroky ny tragno eh
Lehe roky tsa manda
Ho faritako ho androky ny tany eh
Lehe roky magneky ahy
Ny tagnandroky ho fenoiko volamena
Lehe roky tsa manda
Tsika roa hiaraka hoagna tsena

Lehe roky magneky ahy
Ho soroatako am indroky ny trano eh
Lehe roky tsa manda
Ho faritako ho androky ny tany eh
Lehe roky magneky ahy
Ny tagnandroky ho fenoiko volamena
Lehe roky tsa manda
Tsika roa hiaraka hoagna tsena

Igny resako igny eh
Ataovy serieux
Ataovy serieux moa ki igny eh
Ataovy serieux
Ataovy serieux moa ki igny eh
Ataovy serieux
Ataovy serieux moa ki igny eh
Ataovy serieux
Ataovy serieux moa ki igny eh

Lehe ny raha tahak ahy
Ny magneky tsa mba mora e
Fa raha be ny tovolahy
Mamitake e madenga am njanakona
Lehe ny raha tahak ahy
Tsa mba mora tsa kisangy
Fa raha be ny tovolahy
Bala rora  e manao kivandivandy

Ingy resakao igny eh
Ataovy serieux
Ataovy serieux moa roa tononkira.serasera.orgigny e
Ataovy serieux
Ataovinao serieux moa roa igny e
Ataovy serieux
Ataovy serieux moa roa igny e
Ataovy serieux
Ataovinao serieux moa roa igny e

Vidiko ze tianao e
Omeko ze ilainao eh
Lazao ze tadiavina e
Hiadagna soa agnao eh
Halaiko vady agnao eh
Vidianako akanjo vao eh

(mikohaka  kely) Ataovy  serieux leka ty ryzalah reto fa

Lehe re ny tahak’ ahy
Ny fitea tsa atao foagna eh
Fa raha be ny tovolahy mivandy
Manao vola akazahoana eh
Lehe reh tahak’ahy
Tsa atao foagna io na kinanga
Fa raha be ny  tovolahy
Efa manambady feny tsa milaza

Ataovy serieux
Ataovy serieux moa roa igny e
Ataovy serieux
Ataovinao serieux moa roa igny e

Ho ataoko serieux
Ho ataoko serieux tokoa igny eh
Ho ataoko serieux
Ho ataoko serieux tokoa igny eh

Ataovy serieux
Ataovy serieux moa leka igny e
Ataovy serieux
Ataovy serieux moa leaka igny e

Ho ataoko serieux
Ho ataoko serieux tokoa igny eh
Ho ataoko serieux
Ho ataoko serieux tokoa igny eh e

Hevitra mandeha

claude.rakotoarimanan (12/10/2017 11:55:53)

Mangataka mba hisiany hira tropical hafa, touy ny willy , dadi love sns

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Majeur 7
Mpamaky : 133
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : claude.rakotoarimanan
Tamin'ny : 12/10/2017 14:30:38
ID : 10058

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo