Fiderana (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiderana
Mihobia ny Tomponao, mifalia ho azy
Ilay Andriamanitra tompoin’ny maro
Namonjy anao Izy , nanala anao tamin’ny tanan’ny fahavalonao
Asandrato ny feonao, ianao dia aoka ,omeo voninahitra
Jehovah Ray
Nanala ny entanao tsy zakanao mavesatra

(Misaora Azy)
Fa fitiavana no nanavotany (anao)
Ilay Zanaka nirahiny mba (ho anao)
Nisolo voina hanala ireo izay (otanao)
Oh ,oh oh

Mihainoa ry olony ,miankohofa
Manaraha ny didin’nIlay Ray Tsitoha
(Misaora Azy) ........
Dia mandehana ami’zay ary
Amin’ny lalana ianao
Avalony any ;esory tany ireo fiavona’ny fo
Nanala ny entanao tsy zakanao ,navesatra

(Misaora Azy)...2**
Mihobia ny Tomponao ,mifalia ho Azy
Ilay ANDRIAMANITRA ..

Mage 4 (2004)
Album: Lavitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mage 4
Vangy : 9976
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 15/10/2004 14:08
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0251