Fiainanay ety (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIAINANAY ETY
Na dia tsy nahafantatra aza aho
Izay miandry ao anaty ny aizina
Nanaiky aho ny nilaza hoe
Aloe aho no hialoha lalana
Na dia nanorana ny andro
Tsaroako aho natao fialokao
Na naratra aza ny tenako
Miaritra ny hirifirin’ny fitiavana

Nanantena aho fa hitsena ilay
Ilay mamy avy aminao
Nieritrertra aho fa tsy ho sahy ianao
Nanova indray ho fefy
Ireo soa natao

Rehefa nony andro maraina
Toa nikopa-tanana ahy ianao
Lasa nisy hatsana indray
Nanelanelana ahy sy ianao
Nefa ireo voa izay nafafy
Nanantena mandona avy aminao
Ilay taniko lasa ngazana
Avilinao ilay tatatra
Tsy ho amiko

Ref :
Fiainanay ety
Voasarona alahelo
Fiainanay ety
Mahantra fifaliana
Fiainanay ety


MAGE 4
Album ’’Miverina indray ny fahiny’’
Auteur Compositeur : Lita et Elysé
Arrangement : Mage 4
Enregistré au studio Wave 3 Manjakaray. Madagascar. (2002)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mage 4
Vangy : 4578
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 24/05/2002 19:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1043