You are here: home > Tononkira > Mage 4

Baby (Mage 4)

Baby

Taiza foana ianao Baby eh
Taiza foana no tsy hita nandalo
Sasa-miandry anie aho Baby eh
Efa reraka aho fa tsy tonga ianao
Hamalifaly ahy

Ianao ihany anie tiana eh
No ilaiko hanasitrana jaly
Ianay indray tiako iTsiky dia ampyndrindra eh
Faniriko hatrizay ela izay
Ny ho tinao

Aza ilaozana intsony aho
Ary aza avela ho irery aho
Avelao mba hino fa hoe tia ahy ianao

Aza ilaozana intsony aho
Ary aza avela ho irery aho
Avelao mba hino fa hoe tia ahy ianao


Mage 4

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Mage 4
Mpamaky : 3216
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Hasimbola
Tamin'ny : 29/12/2001 18:20:14
ID : 439

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo