You are here: home > Tononkira > Mage 4

Ampy izay (Mage 4)

Ampy izay, hifarana hatreo
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifanadao tsy hihaona intsony
’Zany izaho sy ianao

Eny sitrakao ny nandao
Tsy tazomina ela, mandehana
Fa izaho hoa tsy sahazanao
Avelao aho tononkira.serasera.orgho toy izao

famerenana:

Fa ianao hatramin’izao
No nisafidy izay tokony hatao
Ankehitriny ampy izay
Avelao aho!!
  Fa raha handeha ianao
  Dia soavadia aza miherika intsony
  Fa izaho tsy afaka mitana izay tsy tamana  

Hevitra mandeha

Nata2 (29/01/2019 15:30:41)

Mankasitraka o!

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Mage 4
Mpamaky : 11960
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 30/10/2001 20:10:44
ID : 230

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo