You are here: home > Tononkira > Mage 4

Adalam-pitia (Mage 4)

Novolenao tao ampoko lay fitiavana
Ka tsy afa- mandao ny embona anao
Nozarinao aho hahita foana ny endrikao
Anaty nofy aza anilako ianao

Fa ny anio no mbola mila anao foana aho
te handre ireo teninao: tena tia

Refrain:
Te handray teny mamy avy any aminao
Toy ny adalam-pitiavana
Te ho iray
manimanina ny anilanao
Tsy mahavery dia tsy hita ny atao
Tsiky dia ampy
Ilay endrikao tsy mety afaka an-tsaiko
Manaraka ahy foana, malaina ny handao
Mandresy ahy toa mankarary ny aiko
Tsy tantiko intsony ilay fitiavana anao

Fa ny anio no mbola mila anao foana aho
te handre ireo teninao: tena tia

Refrain:
Te handray teny mamy avy any aminao
Toy ny adalam-pitiavana
Te ho iray
manimanina ny anilanao
Tsy mahavery dia tsy hita ny atao

A/C: Lita

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Mage 4
Mpamaky : 1254
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rlafatra88
Tamin'ny : 30/12/2018 16:16:55
ID : 11236

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo