Angivy (Mafonja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(ooooooooouh
ôh ôh ôh ôh !
Angivy !
ooooooooouh
ey ey ey eh !
ooooooooouh) x2

'Ndraindray aho lasa saina e
Lasa vinany
Ny saiko mandeha
Mankany mankany...

Hoe tena misy ve
Ilay anjely e
Ho ahy ety an-tany
Mametra-panontaniana 'zah
Manontany...

Mangidy nefa mampazoto homana toa ny angivy ôh
Izy iny e e e e e
ey ah ey ah
ou ôh ôh

Tsotsotra nefa mandona toy ny bôna malilo ôh
Izy iny e e e e e
ey ah ey ah
ou ey eh

(ooooooooouh
ôh ôh ôh ôh !
ooooooooouh
Angivy !
ooooooooouh
ey ey ey eh
ooooooooouh)x2

Ndraindray ny any anatiko any marary eh
ey eh
Ny foko mijaly
Rehefa mifamaly

mametra-panontaniana aho
Nefa efa voavaly eh
ey eh
Efa voasoratra izany

Mangidy nefa mampazoto homana toa ny angivy ôh
Izy iny e e e e e
ey ah ey ah
ou ôh ôh

Tsotsotra nefa mandona toy ny bôna malilo ôh
izy iny e e e e e
ey ah ey ah
ou ey eh

Ianao 'lay taram-pahazavana manazava ny androm-piainako
Itantarako ny alaheloko sy itarainako
Izarako ny tsiambarateloko ôh

Ianao 'lay raram-pahazavana manjopikako
Diamondrako mamiratra e ey
Mifameno amiko sy itokiako

Mangidy nefa mampazoto homana toa ny angivy ôh
Izy iny e e e e e
ey ah ey ah
ou ey eh

Tsotsotra nefa mandona toy ny bôna malilo ôh
Izy iny e e e e e
ey ah ey ah
ou ey eh

(ooooooooouh
ôh ôh ôh ôh !
Ohatran'ny angivy !
ooooooooouh
ey ey ey eh !
ooooooooouh) x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mafonja
Vangy : 8797
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mahasedra
Daty : 14/12/2017 14:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1437