Ho Anao Ray (Lyra fihobiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nomenao anay ny famonjena hatramin'izay
Fa izahay no tsy nandray izay natolotrao
Fa ninia nanalavitse ny antsonao ry Tompo oh
Fa antsitrapo tokoa no hiverenanay
Eo ambalanao

Raiso re ny fifonanay Ray
Mpamonjy ny very no hitalahonay
Azo antoka tsara zegny fanahinay
Miaraka Aminao foagna ny herin'ny tenanay

Fo torotoro no hiraignay ananikio zao
Satria be fitiava Anao mpamonjinay
Fa na very aza izahay notaominao Ry Tompo oh
Fa antsitrapo tokoa no hiverenanay
Eo ambalanao

Ray malala oooo
Raiso re ny mpanomponao
Ray malala oooo
Mba vonjeo ty anakao

oh!! oh!!.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lyra fihobiana
Vangy : 1330
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ndzjarah
Daty : 19/01/2017 06:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1406