Havako (Luchass Raz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havako manino anareo aho e!
Zao arô mbola tsy nanao ratsy tamin'nao
Nefa aho halanao zao arô
Nanino e! dia ampahoriana aho e!
Tsy haiko e! zaho ange olon'mahantra e..
Tsy afaka hangataka aminao aho e!
Ino, ino ratsy nataoko taminareo
Mba valio fa miandry valinteny e!

Zaho mbola mino fa mbola hiova foana ianao
Zaho mbola mino fa mbola hiova foana ianao
Manantena ilay fiovan'ny fonao..
Tsy hanafaka ireo havana e!
Na tsy manana aza zaho dia mbola tiako foana agnô
Tiako ianao satria havana akaiky ahy
Havako ianareo namako
Havako ianareo zandriko

Sambatra raha tsy arianareo
Tiko foana ny mba hitoetra eo.
Nefa indrisy fa dia vitany ny nanary ahy.
Tsy nampoiziko mihitsy ny zavatra nahazo ahy e
Nefa indrisy ny tena moa tsy manana tsy afaka hiady vintana
Amin'ny mpanana..
Ekeko foana izay lahatra natao ahy e!
Misaotra anao ry Ray Mpahary ahy e!

Havako manino anareo aho e!
Zao arô mbola tsy nanao ratsy tamin'nao
Nefa aho halanao zao arô
Nanino e! dia ampahoriana aho e!
Tsy haiko e! zaho ange olon'mahantra e..
Tsy afaka hangataka aminao aho e!
Ino, ino ratsy nataoko taminareo
Mba valio fa miandry valinteny e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Luchass Raz
Vangy : 1674
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 08/10/2018 13:12
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2869