You are here: home > Tononkira > Lova Mamisoa

Tiako ianao (Lova Mamisoa)


Teny kely manandanja ka raha tsy voalaza
Dia mety hanimba sy hampahantra
Teny fohy tena tsotra fa raha tsy voakoja
Dia mety handrava sy hampiova

'Lay teny hoe : "Tiako ianao", oh! Rahavana a!
Tsy tononona am-bava amin'izao fa lazaina am-pitiavana

Teny Tsiky dia ampykely manandanja ka raha tsy voalaza
Dia mety hanimba sy hampahantra
Teny fohy tena tsotra fa raha tsy voakoja
Dia mety handrava sy hampiova

'Lay teny hoe : "Tiako ianao", oh! Rahavana a!
Tsy tononona am-bava amin'izao fa arahim-pitiavana

(Solo)

AC : Lova Mamisoa
Violon : Yvon

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Lova Mamisoa
Mpamaky : 1248
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : gasy22
Tamin'ny : 08/04/2014 09:20:49
ID : 6516

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo