Lamozika (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Vato miodikodina eny an-dàlana ialahy
Tsy hiverina intsony a!
Vato miodikodina eny an-dàlana ialahy
Tsy tana intsony a!

Hira ranovaky vaky fefiloha
Tsy hiverina intsony a!
Hira ranovaky vaky fefiloha
Tsy tana intsony a!

Ialahy ange,ialahy ange
Nateraky ny Lamozika
Ialahy ange,ialahy ange
Voahozona hikiakiaka)2 fois

Ka mikiakiakiaka rehefa any ho any
Lamozizizika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tariny
Vangy : 3374
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 01/03/2002 15:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0716