Joseph Remi (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa notsaboina tany Suarez ny sambo(2)
Sambo madinika sambo vaventy vao sambo(2)
Anisan’izany Joseph Remi ilay sambo(2)
Natao fahatsiarovana olona iray ilay sambo(2)
Olona iray anisan’ny nikasi-tatsambo(2)

Anisan’ny migadona lahy na vavy
Mitondra sakafo hoan’ny mpianakavy
Ilay sambo!Joseph Remi!(2)
Tsisy bôkara amy Suarez sambo
Fa diego raiky bôka suarez
olo-jiaby zegny mbôerezy
Ilay sambo!Joseph Remi(2)

Tsy mifidy seranana tsy miavona
Fa mamatsy ny atsiraka atsinanana
Ilay sambo!Joseph Remi(2)
Mivatsy petrole,menaka,siramamy
Tsy adino ny labiera
Sy gas oil,passage,bagage
Ilay sambo!Joseph Remi!(2)

Fa notsaboina tany Suarez ny sambo(...)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tariny
Vangy : 2889
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 21/11/2002 19:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2357