Metymety (lolo sy ny tariny)

Mpihira : lolo sy ny tariny
Mpamaky : 936
Nampidirin'i : bhiaulat
Tamin'ny : 25/02/2009 09:42:43
ID : 5496

Imprimer Facebook Facebook
Ary metimety ry mana-kavana (2*)
Raha manam-bola mana-taratasy
Ary manan’omby  ary mana-kena
Manan-tanimbary manam-pitafiana
Tsa misy tahakin’ny mana-kavana e

Nilefalefa raha fokon’olona  fa tonga ny vazaha senegaly eee (4*)

Raha metimety ry manam-piara (2*)
Ary manam-piara tsy  mba mety tara
Ary manam-piara mahita vady
Ary manam-bady matory tsara
Tsa misy tahakin’ny manam-piara e

Nilefalefa raha fokon’olona  fa tonga ny vazaha senegaly eee (4*)

Ary metimety ry manam-basy (2*)
Ary manam-basy manan-kery
Manan-kery mana-tany
Mana-tany mana-panjakana
Fa manan-tsoa ary mana-kavana e

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo