You are here: home > Tononkira > Lola (lahy)

Tsy nagnampo (Lola (lahy))

Lasagna nandeha ianao
Iaho raiky navelanao
'Sy nizaka 'sy nivolagna
'Sy haiko ny andohanao.

Ino loatra 'gnantony eh!
Iaho toa dah fanigna
Lany fagnay
Nagnino mangahy.(x2)

'Sy nagnampo anao
Havita raha kô izany aho
'Sy nagnampo anao
Nagnino loatry?
'Sy nagnampo anao
Havita raha kô izany aho
'Sy nagnampo anao
Marary gny aiko ôh!
.................................
Maro be gny fagnontanina
Viavy ma ngay dah hitomagnina
Mifosafosagn'olo aby e
Hoe igny lehilahy 'sa amin'azy

Io fitiavana io dah mampizalTsiky dia ampyy
Ô ôh! iaho izany marary eeiah!
Omeko cadeaux 'ndre mahita an'azy rô! (x2)

'Sy nagnampo anao
Havita raha kô izany aho
'Sy nagnampo anao
Nagnino loatry?
'Sy nagnampo anao
Havita raha kô izany aho
'Sy nagnampo anao
Marary gny aiko ôh!
.................................
Hmmmmmm!

'Sy nagnampo anao
Havita raha kô izany aho
'Sy nagnampo anao
Nagnino loatry?
'Sy nagnampo anao
Havita raha kô izany aho
'Sy nagnampo anao
Marary gny aiko ôôôh! ôôh! ôôh!

'Sy nagnampo anao
Havita raha kô izany aho
'Sy nagnampo anao ......

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Lola (lahy)
Mpamaky : 61
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : christophe17
Tamin'ny : 11/03/2019 16:23:57
ID : 11477

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo