RAIKITR'IO (Lola (lahy))

Mpihira : Lola (lahy)
Mpamaky : 245
Nampidirin'i : sarobidy
Tamin'ny : 25/06/2009 11:22:20
ID : 5618

Fety be ity androany, Masak’é tsisy ôtr’izany
Rendez-vous  lanonam-be, Olo-jiaby tsisy mipetraka é (raikitra é)
Zaho milaza ambarako tsara, Koa valio ndrao enao sao tara
Ilazao ny namantsika, any indray mifankahita (raikitra é)

Ref : (Ambiansy ity androany, (raikitr’io é) x2
         Ambiansy ity androany, raikitr’io é efa paré) x2
Mozika

Zahay tsy amela anao hangina, Mifohaza aza varina
Tonga ty ilay fotoana, Aza adino fa any no mihaona (raikitra é)
Zay hilalao avia aty, Namana mifankatia
Hainao tsara ny miaraka aminay, tsy be vava r’efa izay dé zay (raikitra é)

Ref

Ny sorisory hadinoy  avalony, Ndao mitsangàna avia aty fa handihy
Iarahanay fo madio amin’io, hitambatra ho iray.

Ref (in-1 ihany) + mozika

(Ambiansy ity androany, (raikitr’io é) x2 ; Ambiansy ity androany, raikitr’io é efa paré) x3


Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo