Mila anao (ft Black Nadia) (Lola (lahy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko nanjo niany na manao akôry e
Fa taitra aho ô nahita viavy tsara
Tsy nasiako resaky lava fa mandany lera
Avy dà nizakaiko agnazy ny faniriako ô
Ny bikany iny dia mampitegny ny moana
Tarehiny masosotra avao
Vao maika hitiavako an'azy
Maty aho zalahy e
Ty endrik'olo ô fa tiako ô
Babonao tanteraka anie aho!!
Resinao tokoa ka dia miandrandra ny fitavanao
Babonao tanteraka anie aho!!
MILA ANAO ny fiainako
Raisiko an-tanandroa ny fitiavanao
Satria tena avy am-po
Zaho vono agnaraka anao ô
Anao io mankatia, ‘zaho koa mankafy hi hi!!
Fo miara-mitempo, miara-misento
Iara-dia, hifankatia isika!!
HIfalifaly, lavitry ny jaly,
fitia mifamaly
Ny antsika roa, (ny antsika roa)
irin’olo ô!! Ah zalahy!!!
Babonao tanteraka anie aho!!
Resinao tokoa ka dia miandrandra ny fitavanao
Babonao tanteraka anie aho!!
MILA ANAO ny fiainako
Ambarako anao fa efa tafalatsaky ny fitiavako
anao!!
Tsy misy afaka handrara ny foko
F'efa lasanao ô
Babonao tanteraka anie aho!!
Resinao tokoa ka dia miandrandra ny fitavanao
Babonao tanteraka anie aho!!
MILA ANAO ny fiainako
Babonao tanteraka anie aho!!
Resinao tokoa ka dia miandrandra ny fitavanao
Babonao tanteraka anie aho!!
MILA ANAO ny fiainako.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)
Vangy : 19620
Mpankafy : 7 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/04/2015 13:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.078