Manakara (Lola (lahy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tanàna raiky izay antsignanana ao ôh
'Sara, teako ho hitanao ôôh
Na hipetrana na handalovana, mahatamagna
Hafa avao i Manakara.

Izy nanome talenta, la mozika
Fahasoavana aby, maro tsy voatanisa
Sarobidy, ilay fanahy tsy mety ritra
Mipoitra amin'io tanàna io.

Ref:
Hafa avao Manakara aah (Hafa e)
Tsy misy ny akôran'azy eeh (Hafa e)
Ndre ho aia, ndre ho aia (Hafa e)
Dah izy avao gny tiako ôôh
.........................
Hakantona tanàna
na ranomasina izy io na mamy eeh
'Sy laninao voan-kazo amin'agny e
Ny olo dah 'sotry, 'sara fagnahy, matahotra Zagnahary
Ino koà ny ambon'izany.

Ref:................. (x2)
...........................
(Mbola mitady e)
Drakô magnadigno ô
(Mbola mitady e)
Ny fitiavako an'azy dah 'sy mampigno ô
(Mbola mitady e)
Agny zalahy, agny ny hiafarako ô ôoôh
(Mbola mitady e)
Agny 'gny anay, agny ny Abako

Ref:................. (x2)

Tsara, sarobidy
(Tiako Manakara e)
Tsara, tsy voavidy
(Tiako Manakara e)

(Tiako Manakara e)
Tsara, tiako ô ôoôh
(Tiako Manakara e)

(Tiako Manakara e)

(Tiako Manakara e)
Tiako ô, tiako ô ôôh
(Tiako Manakara e)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)
Vangy : 5525
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/04/2013 16:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0716