ALAY LAKANA (Lola (lahy))


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Lola (lahy)
Mpamaky : 3088
Nampidirin'i : cmbolatiana
Tamin'ny : 01/06/2007 15:21:53
ID : 4482

Imprimer Facebook Facebook
ALAY LAKANA

Elaela nialako gny tany misy
Nengako an’i Manakara
Taona maro da kado ho 20 taona
Tratrin’ny famangana
Hi i i i i ! Manigna e
Ho o o o o ! Tsamoro ô

Sarotsarotra gny fitadiavan’asa
Tsy mora mitady vola
Ndre frais manahiragna, ampian’ny zaza
Da akora sahiran-dava
Hi i i i i ! Manigna e
Ho o o o o ! Tsamoro ô

Alay laka aho aba lavitry gn’amitiagny
Anarany avao gny namanga fa tsy nahalagno
Alay laka aho zoky e an-tanin’olo
Hipetraka antena hidoboky e manigne tsamoro

Menamenatr’ipody lehilahy namanga
Tsy hoezan’ny gn’antanana
Agny gn’havana mitavandra diso fanantenana
Hi i i i i ! Manigna e
Ho o o o o ! Tsamoro ô

Very hevitry akôry avao gn’atao hihemotra sa handroso
Amitiagny ts’antany ts’amparafara
Amignagny d’efa tsy lala
Hi i i i i ! Manigna e
Ho o o o o ! Tsamoro ô

Nanafatry iaba (2)
Ka mody la tsy nahazo
I Endry ts’atao an’izany
Mitomagny avao isan’andro


Dia io ndray ry zareo ny vaovao a !
Ankafizo e
Tian’i Lôla mihintsy hono io hirany io

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo