Ndao mba hiaraka aminay (Ljah Mc chic ofisialy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao mba hiaraka aminay
Fa reo zahay no mandatsaka
Na fotsy ianao na mainty
Fa ny aty ho'aho tsy manavaka
Manatòna aty ianao raha vonona ny handihy
Fa falifaly foana miaraka amin'i ra-Joopi

Matoa zaho tonga eto dia efa mila anao mandihy
Hampiakatra ny maripana amin'ilay ankafizindry
Dia aza mihafahafa fa tonga dia lasa
Raha mila mafana efa io JLH
Ataovy ambony ny tànana zay mankafý anah
Ny iray tanàna tonga dia koraka vao hoe ra-LJAH
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ljah Mc chic ofisialy
Vangy : 1268
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JLH
Daty : 25/05/2018 11:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0705