You are here: home > Tononkira > LJah & Joopi

Tena tia (LJah & Joopi)

Joopi
Ianao lay faniriko
Sady ianao 'lay tena tiako
Raha ianao io no mba zakako
Na maditra aza iafiako
'Zah ange tena tia e
Fa tsy mivazivazy
Ny ato am-poko no avoakako
Fa tsy hoe zah mi-blagy
'Zah Tsiky dia ampyrehefa mitia
Dia fitiavana amin'ny fo
Ka na misy manaratsy
Fa tsy iasako loha
K'aiza lesy valy
Dia ahoana lesy Joo
Ahoana ny sera amin'i bavy
Sady zah ange tena tia e
Vonona haka vady
Raha mety ny sera dia ataoko ny mariazy

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : LJah & Joopi
Mpamaky : 356
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : JLH
Tamin'ny : 25/05/2018 12:03:16
ID : 10626

Sokajy