Anaraka anao (feat Cteycii & Lack Mc) (Litou)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lack Mc
Couplet 1;
sambatra zah fa tafaraka iany ary tsika sy enao!
F'enao irery hatramin'izao koa ny ato am-poko e!
Ka miangavy aza avela irery zah fa mitalao!
Fa ireo ditrako rehetra aky efa nafoiko e!
F'enao irery e! ianao iany,no hanolorako fitia raha eto an-tany e!
enao irery e!ianao iany,no hanolorako fitia raha eto an-tany e! an!

Cteycii
Ref; Iny loko lanitra iny!!!
Hotakariko ho anao na de lavitra euh!
Na de maro mpivahiny!!!
Ny an-tsika iany no masaka ato an-dohako e!

Handeha hanaraka anao aho!
N'aiza n'aiz halehanao e!(x2)

Lytou
Couplet 2;
Efa nomeko ho anao ny foko ka mba raiso f'aza manahy!
Na ny namako aza efa nafoiko f'ianao irery no silam-panahy!
Ka izay misy anao,aleo koa zah mba ho any e!
Hanaraka aho na tevana aza dia hadehanako iany e!
Fa tsy foiko ianao,eny ho malalako ouh!
F'efa ahy ianao no sady mba harenako ouh!
Ka vonona aho ,hanaraka anao!
Hitampify na mangidy ny eo ankainkinao ouh!
Zah tsy handao na hampinjaly anao!
Fa hoeto aho hanarakanao!!!

Cteycii
Ref;iny loko...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Litou
Vangy : 1916
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nomena697
Daty : 10/09/2017 11:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0741