Izaho tsy hitana (Lil'C)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Lil'C
Mpamaky : 1852
Nampidirin'i : jantina
Tamin'ny : 13/09/2012 14:45:19
ID : 6184

Imprimer Facebook Facebook
Tiako ho re fotsiny ilay feo
Feonao nilaza taminy fa izy no tinao
Satria
Izaho tsy hino fotsiny eo
Tsy mitombona tsy mety tsy mino aho raha tsy ianao no
Tiako hijery ahy de hampiseo
Fa levona any anatinao ireo dingana vitako sy
Ireo sorona hatreo
Ianao no tiako hilaza inona no tsy nety my baby

Eh eh
Iza no mahalala ny fisainan'ny olona ety
Ohoho
Manao tsara ho an’ny tiana aza mampipitrapitra
Hey eh
Nangataka ahy ianao omaly hoe izaho aza ariana
Ohoho
Ny ampitso ianao nanadino ahy
.............

    Ka raha lainga sisa ireny
    Aza handrasana ho fery
    Fa lazao mafy hoe mandehana
    Aza mitana ahy
    Raha tsisy azo atao intsony
    Tena vita de hajanony
    Ka lazao mafy hoe mandehana
    Izaho tsy hitana

Tiako ho fantatrao izy androany
Tsy haiko ny tsy hiteny fa mandroatra ny anatiko ao
Ka aleoko manontany
Raha toa sanatria ka ho kilalaonao aho lazao
Tsy mampaninona ahy izany
Ny tTsiky dia ampyontoloko hangina, ny lalako tsy ho lalanao
Fa ny ampitso tsy ho lany
Ny omaly mety hiofo tsy antenaiko hianteherana

Eh eh
Iza no mahalala ny fisainan'ny olona ety
Ohoho
Manao tsara ho an’ny tiana aza mampipitrapitra
Hey eh
Nangataka ahy enao omaly hoe za aza arina
Ohoho
Ny ampitso enao nanadino ahy


    Ka raha lainga sisa ireny
    Aza handrasana ho fery
    Fa lazao mafy hoe mandehana
    Aza mitana ahy
    Raha tsisy azo atao intsony
    Tena vita de hajanony
    Ka lazao mafy hoe mandehana
    Izaho tsy hitana

Ka raha lainga sisa ireny
Aza handrasana ho fery
Fa lazao mafy hoe mandehana
Aza mitana ahy
Raha tsisy azo atao intsony
Tena vita de hajanony
Ka lazao mafy hoe mandehana
Izaho tsy hitana

    Ka raha lainga sisa ireny
    Aza handrasana ho fery
    Fa lazao mafy hoe mandehana
    Aza mitana ahy
    Raha tsisy azo atao intsony
    Tena vita de hajanony
    Ka lazao mafy hoe mandehana
    Izaho tsy hitana

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo