TANO TSARA (LIANAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza hadino ô ! fa ’zaho anie tsy nagnino ô !
Anao koa mila zaho, vadinao manjary tsy tiàgna.
’Zaho tsy adala, f’aza dia mihagnahagna !
Lay sipa tsara, dia bandy indray no tara!

Belle gosse-nakahy!
Zegny tsy miala am-bava a !
Madama miasa a !
izy magnano hoe : iny koa zaho fa lasa!

Tano tsara, sao lasako akamanao!
Mihagnahagna anao, manjary hataoko ô !
Tano tsara, sao lasako akamanao zandry e !
K’aza mihagnahagna anao !

Eh ! eh ! tano tsara e ! e !

Tano tsara, sao lasako akamanao
Mihagnahagna anao, manjary hataoko ô !
Tano tsara, sao lasako akamanao zandry e !
K’aza mihagnahagna anao !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : LIANAH
Vangy : 4652
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bditra
Daty : 29/11/2007 14:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1203