Sekoly Alahady (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Sekoly alahady izahay
Tsy mba milalao alahady maralna
Fa mianatra ny Baiboly
Hanoherana ny devoly

Refrain;
Ry rankizy namako
Andao hiaraka aminay
Hianatra hamantra
Andinika ny Baiboly

2- O ry rankizy variana
Tsy mianatra ny sekoly alahady
Mandrê lakolosy maneno
Ataony mbora sary tsy heno



ANDRIANAHINA
Jean Leopaul Juvenot
Mpampianatra hira; sekoly alahady
TSILAINTAFIKA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : LES JUVES
Vangy : 786
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hirajuves
Daty : 10/11/2018 09:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0714