You are here: home > Tononkira > LES JUVES

Ny Lalana (LES JUVES)

1-Ambarako aminareo ity niany ity
Ny tena marigny*
Ny masoko angamba ve nikipy
Sa ny saiko nitapy
Nandeha tamin'ny lalana
Tsy misy hazavana,feno haizin-kitroka
Io no lalana nisafidiko aleha,nefa fahaverezana

   Lalan'i satana izay lalan-dratsy
No lalana nalehako
Miala tsiny aika ny amin'ntononkira.serasera.orgy sisa
Zaho efa tsy hoany koa

2-Ambarako aminareo ity niany ity
Ny lalana tena maringy*
Ny lalana dia lay Jesoa Kristy araka ny nolazainy
Jesosy Kristy no tena lalana sy fahamarinana
Io no lalana ho safidio aleha
Izay lalan'ny fiainana


NB
*Marigny=Marina

ANDRIANAHINA JEAN LEOPAUL JUVENOT
LES JUVES
TSILAINTAFIKA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : LES JUVES
Mpamaky : 310
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : hirajuves
Tamin'ny : 07/01/2019 09:43:18
ID : 11246

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo