Noely Famonjena (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ity re ny noelin'ny famonjena
Ka ravo anie izahay midera anao
Indro teraka ao betlehema anio

Refrain;
Hosana,haleloia
Fiadanana ety an-tany ety
Voninahitra any andanitra

2-Eh teraka ampoko sy amponao Mesia
Ilay nantenaina hatramin'izay
Moa ve raisinao ny famonjena omena anao
Famonjena avy any amin'ny Ray

ANDRIANAHINA JEAN LEOPAUL JUVENOT
TSILAINTAFIKA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : LES JUVES
Vangy : 1020
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : hirajuves
Daty : 07/12/2018 19:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0712