Misaotra anao Jesoa (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Misaotra anao izahay Jesoa
Misaotra noho ny fitiavanao
Misaotra f'efa nidiovinao ny otanay
Reo kapoka,latsa sy eso
Efa niaretanao Jesoa
Reo sedra mahamay niaretanao
Zay tokony niaretako
Ny ota rehetra izay vitanay
Ny ranao no nanasa azy
Izany isaorako anao Jesoa
F'Atra mpamonjy hianao
Ôôôôôô
ôôôôôô
Ôôôôôô
Ôôôôôô
Misaotra anao Jesoa namonjy anay

2-Midera anao izahay Jesoa
Midera anao mandrakizay
Midera f'efa nandresy hianao
Ny fasana,sy fahafatesana
Tsy nahatana anao
Ny fitsangananao amin'ny maty anie
Ho rantatry ny hitsanganako
Fa tena olon'afaka aho tompo o
Nony ranao tao kalvary
Izany isaorako anao Jeso
Fa Atra mpamonjy hianao


ANDRIANAHINA
Jean Leopaul Juvenot
TSILAINTAFIKA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : LES JUVES
Vangy : 981
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hirajuves
Daty : 25/02/2019 10:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1192