You are here: home > Tononkira > LES JUVES

MILA ANAO (LES JUVES)

Ity sambo kely ny finoako
Voatompan'ny onjan-drano lehibe
Ka mila hianjera sy ho rendrika izahay
Ka mila anao ry Jesoa o}x2
Refrain:
{Tompo o ampio izahy
Fa sarotra ny fiainanay
Ilay teninao no andrasako hoe ,mitsahara ditononkira.serasera.orga hitsahatra ny rivotra }x2

Ry Jesosy tompo mpamonjiko
Hianao ilay ozatry ny fiainanay
Dia reraka izahay raha tsy misy anao
Ka mila anao hamonjy anay }x1
Refrain;
Mpampianatra hira SEKOLY ALAHADY
TSILAINTAFIKA
ANDRIANAHINA
JEAN
LEOPAUL JUVENOT

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : LES JUVES
Mpamaky : 101
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hirajuves
Tamin'ny : 07/11/2018 21:36:46
ID : 11098

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo