Magnano hôdy (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Magnano hôdy,hôdy,hôdy eeeh
Magnano hôdy,hôdy anareo
Magnano hôdy zahay zanakareo
Mandondona fa andeha hilalao

Refrain;
Akory aby ry dada sy neny
Akory aby ry zoky sy zandry
Akory aby ny rayamandreny
Akory isika izay vory eto anio

2-Andeha ihira andihy,sady hidera
Andeha hifaly ,ihoby an'ilay mesia
Ka asandrato anie ilay avo indrindra
Zay teraka hoantsika eto anio

Fg; Kristy Fehizoro
TSILAINTAFIKA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : LES JUVES
Vangy : 716
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hirajuves
Daty : 09/11/2018 17:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5196