You are here: home > Tononkira > LES JUVES

Haleloia ho any amin'ny avo (LES JUVES)

1- Haleloia ho any amin'ny avo
Fa vitanao anie ilay famonjena
Fiderana atolotray ho anao Jesoa
Fa resinao ireo fahavalonao

Refrain
   Asandratray ny anaranao Jesosy ô
Hoderainay anie ny anaranao mpamonjy ô
Ho anao anie ny fiderana sy nyTsiky dia ampy voninahitra
Noho ny famonjenao anay

2- Ho derainay hianao Jesoa Kristy ô
Hidera anao anie ireo zay efa novonjenao
Voninahitra ho anao izay namonjy anay
Ka saotra no omenay anao



ANDRIANAHINA
Jean Jeopold Juvenot
TSILAINTAFIKA
MIARINARIVO
VAVATENINA
TOAMASINA

Hevitra mandeha

hirajuves (04/04/2019 10:32:19)

Hira fiderana fanao @ paska

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : LES JUVES
Mpamaky : 110
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : hirajuves
Tamin'ny : 04/04/2019 11:22:57
ID : 11509

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo