You are here: home > Tononkira > LES JUVES

Fiarahabana (LES JUVES)

Indreto zahay miarahaba anareo
Sekoly alahady tsilaintafika eeeh
Kristy no ilay fehizoronay
Ka hiarahabanay anareo

Refrain;
Arahaba hoanareo
Zay tonga manatrTsiky dia ampyika eto
Arahaba arahaba hoanareo

Ravo tokoa satria tafahaona
Ny mpanompon'Atra eh
Kristy no omena voninahitra
Ka asandranto re ny feo

ANDRIANAHINA
Jean Leopaul Juvenot
TSILAINTAFIKA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : LES JUVES
Mpamaky : 208
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : hirajuves
Tamin'ny : 10/11/2018 17:48:17
ID : 11113

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo