You are here: home > Tononkira > LES JUVES

Fanaovan-tsoa (LES JUVES)

1-Aoka izay ampianarina ny teny
Mba tena ahafoy zava-tsoa
Hoan'izay mampianatra
Indrindra ny mpanao ny soa

Refrain

Vokatry ny fanahy
Fitiavana ary fanaovan-tsoa
Fa mpiara-mitononkira.serasera.orgasa amin'ny tompo
Ny mino sy ny mpanao ny soa

2-Mandehana araka ny fanahy
Hianareo rehetra ireo
Fa tena vokatry ny fanahy
Fitiavana ary fanaovan-tsoa


ANDRIANAHINA Jean
Leopaul Juvenot
TSILAINTAFIKA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : LES JUVES
Mpamaky : 274
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : hirajuves
Tamin'ny : 15/11/2018 15:17:09
ID : 11138

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo