You are here: home > Tononkira > LES JUVES

Fahotana (LES JUVES)

Eny fantatro fa ny fahotako
Efitra mampisaraka aminao
Zany indrindra hilazako aminao
Ka mamelà ny heloko hianao }x2
Refrain;
Mamelà ny fahotako o,o Jesoa
MamiTsiky dia ampyndrà fo amiko ,O,tompo ô
Diovy aho,ka sasao
Mba ho mpanomponao}x2

Eny tsapako fa ny mpanota aho
Ka mandika ireo fitsipikao
Zany indrindra hifonako aminao
Ka mamindrà fo amiko hianao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : LES JUVES
Mpamaky : 93
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hirajuves
Tamin'ny : 08/11/2018 05:42:31
ID : 11099

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo