You are here: home > Tononkira > LES JUVES

Eh Teraka Jesosy (LES JUVES)

Eh teraka Jesosy zaza kely
Ankalaizain'ireo anjely
Teraka izao ilay Mesia
Eh faly isika fa voavonjy

Refrain;
MiderĂ  sy mihobia
Fa teraka anio ilay mesia
Haleloia htononkira.serasera.orgosana
Hoan'Andriamanitra

Andro iray izay malaza
Naterahan'i Jesoa zaza
MiderĂ  sy mihobia
F'izy no ilay mesia

Mpamorona;
ANDRIANAHINA JEAN LEOPAUL JUVENOT
FG; Kristy fehizoro TSILAINTAFIKA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : LES JUVES
Mpamaky : 208
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : hirajuves
Tamin'ny : 09/11/2018 17:12:29
ID : 11103

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo