You are here: home > Tononkira > LES JUVES

Eh teraka ao betlehema (LES JUVES)

1-Eh teraka ao betlehema
Ilay mpamonjy atao hoe mesia
Zay nantenaina hatramin'ny ela
Indro teraka ao betlehema anio

Refrain
Asandrato re feo fiobiana
Haleloia ,hosana
Hoan'Tsiky dia ampyAndriamanitra
Famonjena hoantsika
Eto an-tany


2-Eh teraka ao ambalan'omby
Ilay mpanjaka miavaka
Zaza masina sady soa
Indro teraka ao betlehema anio

ANDRIANAHINA
Jean Leopaul Juvenot
TSILAINTAFIKA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : LES JUVES
Mpamaky : 334
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : hirajuves
Tamin'ny : 25/11/2018 22:42:26
ID : 11162

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo