You are here: home > Tononkira > LES JUVES

Arahaba ho anareo (LES JUVES)

1-Arahaba ho anareo
Zay vory sy tonga manatrik'eto
Izahay dia falifaly
Mahita anareo
Vory hidera ny tompo

Refrain;

Atononkira.serasera.orgsandrato re ny feo
Hidera ny tompo
Fa tonga anio lay andro nantenaina
Manomboka eto an-tany
Hatrany an-danitra
Isika jiaby eh
Hidera ny tompo

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : LES JUVES
Mpamaky : 253
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hirajuves
Tamin'ny : 19/11/2018 18:18:34
ID : 11151

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo