You are here: home > Tononkira > LES JUVES

Andro nitsanganan'i Jesoa (LES JUVES)

1-Faly izahay miarahaba anareo
Ino vaovao sy maresaka aminareo
Fa natratra zao andro anio izao
Andro maravo sy mahafaly anio

Refrain:

  Fifaliana ho anay ny miarahaba
Arahaba ho anareo
Fa natrattononkira.serasera.orgra zao andro pasika
Andro nitsanganan'i Jesoa

2-Ry olombelona manatrik'eto izao
Ity misy hafatra ambarako aminareo
Fa Jesosy izay nohoboana anie
Indro efa nitsangana izy


ANDRIANAHINA
JEAN LEOPAUL JUVENOT
TSILAINTAFIKA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : LES JUVES
Mpamaky : 154
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : hirajuves
Tamin'ny : 17/04/2019 11:05:30
ID : 11543

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo