You are here: home > Tononkira > Les Adeline

Fiderana makotrokotroka (Les Adeline)

Imprimer Facebook Facebook
Fifaliana sy firavoana ny antsika eto anio
Fa eto ny Tompo Mpanjaka
Andao ê hihira, hihoby koa handihy e
Fa eto ny Mpamonjy antsika

‘reo ‘zay mitady fahasambarana
miderà an’I Jehovah ianao, aza menatra
derao amin’ny fonao, aza ketraka
derao amin’ny herinao, aza reraka
Dia fiderana makotrokotrtononkira.serasera.orgoka no iarahana androany e
‘reo olom-boafidin’Andriamanitra no hiredona an’izany e
dera sy laza ary voninahitra ho an’Andriamanitra
ary fiadanana ho an’ny olona ‘zay ankasitrahany

fifaliana…(2 fois)
{interlude}
fifaliana…(2 fois)

‘reo ‘zay mitady….

Fifaliana…(2 fois)
Fa ny Mpamonjy antsika( 4 fois)

Hametraka hevitra

Midira aloha
Mpihira : Les Adeline
Mpamaky : 1708
Nampidirin'i : sarobidy
Tamin'ny : 16/11/2007 12:21:23
ID : 4858

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo