Kila sady may (Lalao Rabeson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao nahita ianao
Endrika iray
Tena sitrakao
Ho mandrakizay
Dia nitia ianao
Kila sady may
Nefa izao ianao
Toa mangaihay

Nitomany ianao
Endrika iray
Lasa sy nandao
Niova lasy indray
Tsisy azo atao
Kila sady may
Ny fitiavanao
May mandrakizay

Kila sady may
Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalao Rabeson
Vangy : 2775
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/03/2015 14:34
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0111