Fara-mozika (Lalao Rabeson)

Mpihira : Lalao Rabeson
Mpamaky : 2195
Nampidirin'i : Holy
Tamin'ny : 13/06/2002 23:51:25
ID : 725

Madiva ny hifarana ny dia
Tsy fantatro aho na te-hijanona na tsia
Mozika farany no injay nanakoako
Tamizay indrindra ianao no nandalo

Izay no fara-mozika
Nandihizantsika izaho sy ianao
Izay feon-kira izay
Nodihizintsika teo mandrakizay

Mpifankatia hatrany isika hatrizay
Fahoriana fifaliana dia iray
Kanjo indray andro niova ianao ry tiana
Sahinao ny niteny hoe : masina

Ranomaso sisa no indro mitanisa
Feon-kira iray izay tavela ...

lalalalala ...