Turn Around (Lain'j)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tojo anao ka feno hafaliana,
Mahatsiaro sambatra.
Feno anao ny foko fa tia.
Lazaiko anao androany
Ianao ilay tena tiakoIlay tena tiako, yeah..
Fantatrao fa miodikodina,
Ka ny fo sy fanahy izao no efa baboKoa aiza ianao fa ny aty efa mi-TURN AROUND
Mirediredy,ilay fitia manery.Feno loatra ny fo,
F'ianao foana no ato an-doha
Mirana ny androko inytoa feno hazavanaLove aminao tokoa
Tsy hay lazaina intsony,
Ny ao anatiko ao mbola reko miteny:
F'efa babonao,
Mahatsiaro resy,
Mitady anao hatraizaMivezivezy
MiodikodinaMitady anao androany
Na lavitra aza ianaoTsy maintsy tongako any
Fantatrao fa miodikodina
Ka ny fo sy ny fanahy izao no efa babonao
Koa aiza ianao fa ny aty efa mi-TURN AROUND
Mirediredy ilay fitia manery.Aza omenao omenao tsiny izaho baby,
Raha toa taloha toa tsy nahasahy niteny,Ny ao anatiko ao toa manirery,
Mangetaheta raha mba mifampijery.
F'efa babonao
Mahatsiaro resy
Mitady anao hatraiza mivezivezy.
Miodikodina
Mitady anao androanyNa lavitra aza ianao tsy maintsy tongako any
Baby

Fantatrao fa miodikodina
Ka ny fo sy ny fanahy izao no efa babonao
Koa aiza ianao fa ny aty efa mi-TURN AROUND
Mirediredy ilay fitia manery.
Eoh eoh..TURN AROUND
......Miodikodina aho
Eoh eoh.......TURN AROUND
Eoh eoh......Miodikodina aho

Fantatrao fa miodikodina aho
Ka ny fo sy ny fanahy izao no efa babonao
Koa aiza ianao fa ny aty efa mi-TURN AROUND
Mirediredy ilay fitia manery.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lain'j
Vangy : 4553
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rhyel
Daty : 03/04/2015 23:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1805