Tia tokoa (Lain'j)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako dia tiako dia
tiako dia tiako tokoa
Fitiavana mamy dia Mamy
ny Fitiavanay rroa
Fa ho anao foaana za,
foana zah foana zah
Zay misy anao tiako hisy ahy

Toa rano sy vvary
Ny aantsika roa
Anaty vilany mafana tokkoa
Tsy rediredyy ny ahy
Fa ny fo sy fannahy tena babo,
Babo babo Satria
Tiako dia tiako...

Zava-poana aho
Raha tsisyy anao ou ou
Zaza very aho
raha tsy eo ianao ou ou
Fa ny fokko dia mila anao,
mila aanao
Fa ny anilanao
Mmahatsara ahy

Tiako ianaoo EE eie(×3)
Eeeeeeh

Ny foko tomany ie
Raha lavitrra anao
Toa tsy manjary ei
Zay rehetra atao
Ieiu ieiu
Toa zazakely tsy mahasara dreny
K'aza avela irery
Tsy misy mpijeryy

Fa dia tiako...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lain'j
Vangy : 5527
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tatchy
Daty : 07/11/2015 14:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.165