Mitady vola (Lain'j)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sonnerie maraina dia ny ankizy mitomany eh
Aiza indray ny ketrika fa rafotsy manontany e
Ay ay ay tsy maintsy andeha ikandra eeeeeee

Mafy eh ny fiainanay madinika
Tsy maintsy miafy sy mila mahay mandinika
Ny tokatrano tsy atao kilalao
Ny rendrarendra ialako izao dia izao

Tsy maintsy mikandra aho mba hahazoana vola a aaaah
Tsy maintsy mikandra aho mba hahazoana vola a aaaah
Isana'ndro rafotsy mila ça va, ny ankizy mila mibabà
Ny vidin-jiro sy ny hofantrano
Tsy maintsy aloa tsy atao angano angano

Hariva ny andro tena efa tara eh
Ny harerahana mahazo toa mila hahafaty eh
Fa tsy miala ny bandy, tsy miala ny bandy
Raha tsy mahazo drala ehhh
Mafy eh ny fiainanay madinika.......................
........................................................................
Na mampiasa saina io na mampiasa sandry
Tsika olombelona voahozona ny hitady
Na mpanakarena io na koa mafy ady
Tsika olombelona voahozona ny hitady e ah

Ambony moraly,ambony moraly
Ambony moraly,ambony moraly
Ambony moraly,ambony moraly
Courage mon frère aaaaaaaahh
Tsy maintsy mikandra aho mba azahoana vola
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lain'j
Vangy : 2548
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/04/2016 23:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0791